19 Fa nandresy lahatra ny vahoaka ny Jiosy tonga avy any Antiokia sy Ikonioma,+ ka nitora-bato an’i Paoly sady nitaritarika azy ho eny ivelan’ny tanàna, satria noheveriny fa maty izy.+
15 Na i Jesosy Tompo+ sy ny mpaminany+ aza mantsy dia novonoin’ny Jiosy, ary nanenjika anay koa izy ireo.+ Tsy manao izay hahafaly an’Andriamanitra koa izy ireo, fa manohitra kosa ny tombontsoan’ny olona rehetra,