Deoteronomia 4:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 “Raha mitady an’i Jehovah Andriamanitrao ianao any, dia hahita azy+ tokoa, satria hitady azy amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo.+ Isaia 55:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mitadiava an’i Jehovah, dieny mbola hita izy.+ Miantsoa azy, dieny mbola akaiky izy.+
29 “Raha mitady an’i Jehovah Andriamanitrao ianao any, dia hahita azy+ tokoa, satria hitady azy amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo.+