37 Fa amin’ny andro hialanao ao sy hiampitanao ny lohasaha falehan-driakan’i Kidrona,+ dia aoka ho fantatrao marimarina fa ho faty tokoa ianao.+ Ary ianao ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesanao.”*+
13 Naka tombony izy+ na naka zanabola rehefa nampisambo-bola+ ka ho faty tokoa. Izany zava-maharikoriko rehetra izany no nataony,+ ka hovonoina ho faty tokoa izy. Ary izy ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany.*+
4 nefa tsy miraharaha an’ilay fampitandremana+ mihitsy ilay olona na dia mandre an’ilay feon’anjombona aza, ary tonga tokoa ny sabatra ka nahafaty azy, dia izy ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany.*+