Asan’ny Apostoly 9:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 ary nangataka taratasy ho an’ireo synagoga* any Damaskosy, mba hoentiny nifatotra tany Jerosalema izay hitany manaraka Ny Lalana,*+ na lahy na vavy. Asan’ny Apostoly 22:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia nenjehiko izay anisan’izany Lalana izany, ary tonga hatramin’ny famonoana azy ireo ho faty aho,+ ka nofatorako sy natolotro mba hatao am-ponja ireny,+ na lahy na vavy.
2 ary nangataka taratasy ho an’ireo synagoga* any Damaskosy, mba hoentiny nifatotra tany Jerosalema izay hitany manaraka Ny Lalana,*+ na lahy na vavy.
4 Dia nenjehiko izay anisan’izany Lalana izany, ary tonga hatramin’ny famonoana azy ireo ho faty aho,+ ka nofatorako sy natolotro mba hatao am-ponja ireny,+ na lahy na vavy.