Romanina 2:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Raha izany àry no izy, ianao izay mampianatra ny sasany io, mba mampianatra ny tenanao ve ianao?+ Ianao izay mitory hoe: “Aza mangalatra”,+ mangalatra ihany ve ianao?+
21 Raha izany àry no izy, ianao izay mampianatra ny sasany io, mba mampianatra ny tenanao ve ianao?+ Ianao izay mitory hoe: “Aza mangalatra”,+ mangalatra ihany ve ianao?+