Salamo 86:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tsara toetra+ sy vonona hamela heloka+ ianao, Jehovah ô,Sady tena tsara fanahy sy be fitiavana amin’izay rehetra miantso anao.+ Romanina 11:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Jereo àry fa sady tsara fanahy+ Andriamanitra no hentitra.+ Hentitra izy amin’izay lavo,+ fa tsara fanahy kosa aminao, raha mbola miezaka+ ny ho mendrika ny hatsaram-panahiny ihany ianao. Raha tsy izany, dia hokapaina+ koa ianao. Efesianina 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Izy io no ananantsika ilay fanafahana entin’ny vidim-panavotana amin’ny alalan’ny rany,+ eny, ahazoantsika ny famelana+ ny helotsika, araka ny harenan’ny hatsaram-panahiny tsy manam-paharoa.+
5 Tsara toetra+ sy vonona hamela heloka+ ianao, Jehovah ô,Sady tena tsara fanahy sy be fitiavana amin’izay rehetra miantso anao.+
22 Jereo àry fa sady tsara fanahy+ Andriamanitra no hentitra.+ Hentitra izy amin’izay lavo,+ fa tsara fanahy kosa aminao, raha mbola miezaka+ ny ho mendrika ny hatsaram-panahiny ihany ianao. Raha tsy izany, dia hokapaina+ koa ianao.
7 Izy io no ananantsika ilay fanafahana entin’ny vidim-panavotana amin’ny alalan’ny rany,+ eny, ahazoantsika ny famelana+ ny helotsika, araka ny harenan’ny hatsaram-panahiny tsy manam-paharoa.+