Romanina 3:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Fa natolotr’Andriamanitra ho fanatitra fampihavanana+ izy, ka ny finoana ny rany no ahazoana izany fampihavanana izany.+ Nanao izany Andriamanitra mba hanehoana ny fahamarinany, noho izy namela ny fahotana+ fahiny tamin’izy naneho fandeferana,+
25 Fa natolotr’Andriamanitra ho fanatitra fampihavanana+ izy, ka ny finoana ny rany no ahazoana izany fampihavanana izany.+ Nanao izany Andriamanitra mba hanehoana ny fahamarinany, noho izy namela ny fahotana+ fahiny tamin’izy naneho fandeferana,+