25 ary halemy paika rehefa mampianatra an’ireo tsy mora manaiky,+ fa angamba Andriamanitra hamela azy hibebaka,+ ka hahalala marina tsara ny fahamarinana+ izy.
9 Tsy mba ela i Jehovah raha ny amin’ny fampanantenany,+ araka izay heverin’ny sasany ho fahelana, fa manam-paharetana aminareo izy, satria tsy tiany hisy ho ringana fa mba ho tonga amin’ny fibebahana+ kosa ny rehetra.