Jaona 8:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Ary hoy ireo: “I Abrahama no rainay.”+ Dia hoy i Jesosy: “Ataovy àry ny asan’i Abrahama raha zanak’i Abrahama ianareo.+ Apokalypsy 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 ‘Fantatro ny fahorianao sy ny fahantranao, nefa manankarena+ ianao. Fantatro koa ny fanevatevan’ireo mihambo ho Jiosy+ nefa tsy izy, fa synagogan’i Satana.+
39 Ary hoy ireo: “I Abrahama no rainay.”+ Dia hoy i Jesosy: “Ataovy àry ny asan’i Abrahama raha zanak’i Abrahama ianareo.+
9 ‘Fantatro ny fahorianao sy ny fahantranao, nefa manankarena+ ianao. Fantatro koa ny fanevatevan’ireo mihambo ho Jiosy+ nefa tsy izy, fa synagogan’i Satana.+