Jaona 7:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Aza mitsara ivelany intsony, fa mba mitsarà araka ny rariny.”+ 1 Korintianina 7:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tsy midika ho inona ny famorana,+ ary tsy midika ho inona ny tsy famorana,+ fa ny fitandremana ny didin’Andriamanitra no izy.+
19 Tsy midika ho inona ny famorana,+ ary tsy midika ho inona ny tsy famorana,+ fa ny fitandremana ny didin’Andriamanitra no izy.+