Isaia 53:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa homeko anjara miaraka amin’ny maro izy.+ Hifampizara babo miaraka amin’ireo mahery izy,+ noho izy nanolotra* ny ainy ho amin’ny fahafatesana.+ Ary natao ho anisan’ny mpandika lalàna izy.+ Nitondra ny fahotan’ny maro koa izy,+ ary mpanelanelana+ eo amin’ireo mpandika lalàna. 1 Petera 3:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Na i Kristy aza mantsy maty indray mandeha monja noho ny ota,+ izany hoe olo-marina ho solon’ny tsy marina,+ mba hitondrany anareo ho amin’Andriamanitra.+ Nofo izy rehefa novonoina,+ fa fanahy* kosa rehefa novelomina,+
12 Koa homeko anjara miaraka amin’ny maro izy.+ Hifampizara babo miaraka amin’ireo mahery izy,+ noho izy nanolotra* ny ainy ho amin’ny fahafatesana.+ Ary natao ho anisan’ny mpandika lalàna izy.+ Nitondra ny fahotan’ny maro koa izy,+ ary mpanelanelana+ eo amin’ireo mpandika lalàna.
18 Na i Kristy aza mantsy maty indray mandeha monja noho ny ota,+ izany hoe olo-marina ho solon’ny tsy marina,+ mba hitondrany anareo ho amin’Andriamanitra.+ Nofo izy rehefa novonoina,+ fa fanahy* kosa rehefa novelomina,+