1 Tesalonianina 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 sy mba hiandrasana+ ny Zanany avy any an-danitra,+ ilay natsangany tamin’ny maty,+ dia i Jesosy, izay manafaka antsika amin’ilay fahatezerana ho avy.+ 1 Tesalonianina 5:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 satria Andriamanitra tsy nanendry antsika ho amin’ny fahatezerana,+ fa ho amin’ny fahazoana famonjena+ amin’ny alalan’i Jesosy Kristy Tompontsika.+
10 sy mba hiandrasana+ ny Zanany avy any an-danitra,+ ilay natsangany tamin’ny maty,+ dia i Jesosy, izay manafaka antsika amin’ilay fahatezerana ho avy.+
9 satria Andriamanitra tsy nanendry antsika ho amin’ny fahatezerana,+ fa ho amin’ny fahazoana famonjena+ amin’ny alalan’i Jesosy Kristy Tompontsika.+