Isaia 59:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tsia, fa ny fahadisoanareo ihany no mampisaraka anareo amin’Andriamanitrareo,+ ary ny fahotanareo ihany no mahatonga azy hanafina ny tavany mba tsy hihainoany anareo.+ Kolosianina 1:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Lavitra+ an’Andriamanitra tokoa ianareo taloha sady fahavalony, satria nifantoka tamin’ny asa ratsy ny sainareo.+
2 Tsia, fa ny fahadisoanareo ihany no mampisaraka anareo amin’Andriamanitrareo,+ ary ny fahotanareo ihany no mahatonga azy hanafina ny tavany mba tsy hihainoany anareo.+
21 Lavitra+ an’Andriamanitra tokoa ianareo taloha sady fahavalony, satria nifantoka tamin’ny asa ratsy ny sainareo.+