Romanina 4:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Mahatonga ny fahatezeran’Andriamanitra tokoa mantsy ny Lalàna.+ Fa rehefa tsy misy lalàna, dia tsy misy fandikan-dalàna.+
15 Mahatonga ny fahatezeran’Andriamanitra tokoa mantsy ny Lalàna.+ Fa rehefa tsy misy lalàna, dia tsy misy fandikan-dalàna.+