1 Petera 3:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Na i Kristy aza mantsy maty indray mandeha monja noho ny ota,+ izany hoe olo-marina ho solon’ny tsy marina,+ mba hitondrany anareo ho amin’Andriamanitra.+ Nofo izy rehefa novonoina,+ fa fanahy* kosa rehefa novelomina,+ Apokalypsy 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 ary avy amin’i Jesosy Kristy, “ilay Vavolombelona Mendri-pitokisana”,+ “ilay lahimatoa amin’ny maty”,+ ary “ilay Mpitondra ny mpanjakan’ny tany!”+ Ho an’ilay tia antsika+ sy namaha antsika ho afaka amin’ny fahotantsika, tamin’ny alalan’ny rany,+
18 Na i Kristy aza mantsy maty indray mandeha monja noho ny ota,+ izany hoe olo-marina ho solon’ny tsy marina,+ mba hitondrany anareo ho amin’Andriamanitra.+ Nofo izy rehefa novonoina,+ fa fanahy* kosa rehefa novelomina,+
5 ary avy amin’i Jesosy Kristy, “ilay Vavolombelona Mendri-pitokisana”,+ “ilay lahimatoa amin’ny maty”,+ ary “ilay Mpitondra ny mpanjakan’ny tany!”+ Ho an’ilay tia antsika+ sy namaha antsika ho afaka amin’ny fahotantsika, tamin’ny alalan’ny rany,+