Romanina 3:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Koa eo anatrehany, dia tsy hisy nofo hambara ho marina noho ny asan’ny lalàna,+ fa ny lalàna+ no ahafantarana marina tsara ny atao hoe ota.+
20 Koa eo anatrehany, dia tsy hisy nofo hambara ho marina noho ny asan’ny lalàna,+ fa ny lalàna+ no ahafantarana marina tsara ny atao hoe ota.+