20 Ary raha niara-maty+ tamin’i Kristy ianareo raha ny amin’ny zavatra fototra+ eo amin’ity tontolo ity,+ nahoana ianareo no mbola manaiky hofehezin’ny didy,+ toy ny hoe mbola velona eo amin’izao tontolo izao ihany?
24 Izy no nitondra ny fahotantsika+ tao amin’ny vatany, teo amin’ny tsato-kazo,+ mba ho afaka amin’ny ota isika+ ka hanao ny marina foana eo amin’ny fiainantsika. “Ny ratra taminy no nahasitrana anareo.”+