Galatianina 5:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary izao no ataon’izay an’i Kristy Jesosy: Nofantsihan’izy ireo tamin’ny hazo fijaliana ny nofo, mbamin’ny filan-dratsiny sy ny faniriany.+ Kolosianina 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Koa vonoy+ ireo fironan-dratsy ao amin’ny rantsambatanareo,*+ dia fijangajangana, fahalotoana, filan’ny nofo,+ fanirian-dratsy, ary ny fitsiriritana+ izay fanompoan-tsampy.
24 Ary izao no ataon’izay an’i Kristy Jesosy: Nofantsihan’izy ireo tamin’ny hazo fijaliana ny nofo, mbamin’ny filan-dratsiny sy ny faniriany.+
5 Koa vonoy+ ireo fironan-dratsy ao amin’ny rantsambatanareo,*+ dia fijangajangana, fahalotoana, filan’ny nofo,+ fanirian-dratsy, ary ny fitsiriritana+ izay fanompoan-tsampy.