Kolosianina 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary ny fifandraisanareo+ aminy no nahatonga anareo koa ho voafora+ tamin’ny famorana tsy nataon-tanana, tamin’ny fanesorana ny nofo mpanota,+ tamin’ny famoran’i Kristy. Kolosianina 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Koa vonoy+ ireo fironan-dratsy ao amin’ny rantsambatanareo,*+ dia fijangajangana, fahalotoana, filan’ny nofo,+ fanirian-dratsy, ary ny fitsiriritana+ izay fanompoan-tsampy.
11 Ary ny fifandraisanareo+ aminy no nahatonga anareo koa ho voafora+ tamin’ny famorana tsy nataon-tanana, tamin’ny fanesorana ny nofo mpanota,+ tamin’ny famoran’i Kristy.
5 Koa vonoy+ ireo fironan-dratsy ao amin’ny rantsambatanareo,*+ dia fijangajangana, fahalotoana, filan’ny nofo,+ fanirian-dratsy, ary ny fitsiriritana+ izay fanompoan-tsampy.