2 Korintianina 10:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa tsy araka ny nofo ny fitaovam-piadianay,+ nefa mahery, satria Andriamanitra+ no nanao azy ho mahery mba handravana zavatra efa mafy orina. Efesianina 6:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Raiso koa ny fiarovan-dohan’ny+ famonjena, sy ny sabatry+ ny fanahy,+ izany hoe ny tenin’Andriamanitra.+
4 Fa tsy araka ny nofo ny fitaovam-piadianay,+ nefa mahery, satria Andriamanitra+ no nanao azy ho mahery mba handravana zavatra efa mafy orina.
17 Raiso koa ny fiarovan-dohan’ny+ famonjena, sy ny sabatry+ ny fanahy,+ izany hoe ny tenin’Andriamanitra.+