Matio 25:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Ary ho any amin’ny fandringanana mandrakizay ireo,+ fa ny olo-marina kosa ho any amin’ny fiainana mandrakizay.”+ 1 Petera 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 eny, naterany indray ho amin’ny lova tsy mety simba sy tsy misy loto ary maharitra,+ izay voatahiry any an-danitra ho anareo.+
46 Ary ho any amin’ny fandringanana mandrakizay ireo,+ fa ny olo-marina kosa ho any amin’ny fiainana mandrakizay.”+
4 eny, naterany indray ho amin’ny lova tsy mety simba sy tsy misy loto ary maharitra,+ izay voatahiry any an-danitra ho anareo.+