Romanina 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Koa aza avela hanjaka eo aminareo ny ota, satria tsy ambanin’ny lalàna ianareo+ fa nanehoana hatsaram-panahy tsy manam-paharoa.+ Galatianina 2:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Raha izaho kosa, dia noho izaho nanaraka ny lalàna no nahafaty ahy raha ny amin’ny lalàna,+ mba hahavelona ahy ho an’Andriamanitra.+ Kolosianina 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary novonoiny+ ilay sora-tanana+ nisy didy maro,+ izay niampanga antsika sy nanameloka antsika.+ Eny, nesoriny izy io rehefa nofantsihany+ tamin’ny hazo fijaliana.+
14 Koa aza avela hanjaka eo aminareo ny ota, satria tsy ambanin’ny lalàna ianareo+ fa nanehoana hatsaram-panahy tsy manam-paharoa.+
19 Raha izaho kosa, dia noho izaho nanaraka ny lalàna no nahafaty ahy raha ny amin’ny lalàna,+ mba hahavelona ahy ho an’Andriamanitra.+
14 Ary novonoiny+ ilay sora-tanana+ nisy didy maro,+ izay niampanga antsika sy nanameloka antsika.+ Eny, nesoriny izy io rehefa nofantsihany+ tamin’ny hazo fijaliana.+