Romanina 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa manontany aho hoe: Nolavin’Andriamanitra angaha ny vahoakany?+ Sanatria izany! Fa izaho koa mba Israelita,+ taranak’i Abrahama, avy amin’ny fokon’i Benjamina.+ Hebreo 7:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 satria mbola tao an-kibon’i+ Abrahama izy fony i Melkizedeka nitsena an’io razambeny io.+
11 Koa manontany aho hoe: Nolavin’Andriamanitra angaha ny vahoakany?+ Sanatria izany! Fa izaho koa mba Israelita,+ taranak’i Abrahama, avy amin’ny fokon’i Benjamina.+