Levitikosy 18:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tandremo ny lalàko sy ny didim-pitsarako, fa izay olona mankatò izany no ho velona amin’ny alalan’izany.+ Izaho no Jehovah.+ Ezekiela 20:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “‘“Dia nomeko azy ireo ny lalàko+ ary nampahafantariko azy ny didim-pitsarako,+ mba ho velona izay olona mitandrina izany.+ Lioka 10:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia hoy i Jesosy: “Marina ny navalinao. ‘Izany foana atao dia hahazo ny fiainana ianao.’”+
5 Tandremo ny lalàko sy ny didim-pitsarako, fa izay olona mankatò izany no ho velona amin’ny alalan’izany.+ Izaho no Jehovah.+
11 “‘“Dia nomeko azy ireo ny lalàko+ ary nampahafantariko azy ny didim-pitsarako,+ mba ho velona izay olona mitandrina izany.+