Ohabolana 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Amin’izay dia ho takatrao ny atao hoe fahamarinana sy rariny ary fahitsiana, eny, izay tsara rehetra.+ Romanina 10:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nanoratra mantsy i Mosesy fa izay manao ny fahamarinana avy amin’ny Lalàna no ho velona amin’ny alalan’izany.+
9 Amin’izay dia ho takatrao ny atao hoe fahamarinana sy rariny ary fahitsiana, eny, izay tsara rehetra.+
5 Nanoratra mantsy i Mosesy fa izay manao ny fahamarinana avy amin’ny Lalàna no ho velona amin’ny alalan’izany.+