Jaona 8:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 ary ho fantatrareo ny marina,+ ary ny marina hanafaka+ anareo.” Hebreo 10:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa nataony lavorary+ mandrakizay ireo nohamasinina, ary fanatitra iray monja natao sorona+ no nanaovany izany.
14 Fa nataony lavorary+ mandrakizay ireo nohamasinina, ary fanatitra iray monja natao sorona+ no nanaovany izany.