Galatianina 5:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa izao no lazaiko: Mandehana hatrany araka ny fanahy,+ dia tsy hahatanteraka ny fanirian’ny nofo mihitsy ianareo.+ Galatianina 5:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Fa raha tarihin’ny fanahy+ ianareo, dia tsy eo ambanin’ny lalàna.+
16 Fa izao no lazaiko: Mandehana hatrany araka ny fanahy,+ dia tsy hahatanteraka ny fanirian’ny nofo mihitsy ianareo.+