1 Korintianina 9:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 fa asiako mafy ny vatako+ ka andevoziko, sao izaho indray no tsy hankasitrahana+ kanefa efa nitory tamin’ny hafa. Galatianina 5:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary izao no ataon’izay an’i Kristy Jesosy: Nofantsihan’izy ireo tamin’ny hazo fijaliana ny nofo, mbamin’ny filan-dratsiny sy ny faniriany.+ Galatianina 6:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Izay mamafy ho an’ny nofony mantsy dia hijinja fahasimbana avy amin’ny nofony.+ Fa izay mamafy ho an’ny fanahy+ kosa dia hijinja fiainana mandrakizay avy amin’ny fanahy.+ Efesianina 4:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Eny, nampianarina ianareo mba hanaisotra ny toetranareo taloha,+ izay mifanaraka amin’ny fitondran-tenanareo fahiny sady mihasimba+ araka ny faniriany mamitaka,+ Kolosianina 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Koa vonoy+ ireo fironan-dratsy ao amin’ny rantsambatanareo,*+ dia fijangajangana, fahalotoana, filan’ny nofo,+ fanirian-dratsy, ary ny fitsiriritana+ izay fanompoan-tsampy.
27 fa asiako mafy ny vatako+ ka andevoziko, sao izaho indray no tsy hankasitrahana+ kanefa efa nitory tamin’ny hafa.
24 Ary izao no ataon’izay an’i Kristy Jesosy: Nofantsihan’izy ireo tamin’ny hazo fijaliana ny nofo, mbamin’ny filan-dratsiny sy ny faniriany.+
8 Izay mamafy ho an’ny nofony mantsy dia hijinja fahasimbana avy amin’ny nofony.+ Fa izay mamafy ho an’ny fanahy+ kosa dia hijinja fiainana mandrakizay avy amin’ny fanahy.+
22 Eny, nampianarina ianareo mba hanaisotra ny toetranareo taloha,+ izay mifanaraka amin’ny fitondran-tenanareo fahiny sady mihasimba+ araka ny faniriany mamitaka,+
5 Koa vonoy+ ireo fironan-dratsy ao amin’ny rantsambatanareo,*+ dia fijangajangana, fahalotoana, filan’ny nofo,+ fanirian-dratsy, ary ny fitsiriritana+ izay fanompoan-tsampy.