1 Korintianina 15:53 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 53 Fa tsy maintsy hitafy ny tsy mety lo+ ity mety lo ity, ary tsy maintsy hitafy ny tsy mety maty ity mety maty+ ity. 2 Timoty 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Azo antoka izao teny izao:+ Raha miara-maty aminy isika, dia hiara-belona aminy koa,+ Apokalypsy 3:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Izay mandresy+ dia havelako hiara-mipetraka amiko eo amin’ny seza fiandrianako,+ tahaka ny nandreseko ka niarahako nipetraka+ tamin’ny Raiko teo amin’ny seza fiandrianany.+
53 Fa tsy maintsy hitafy ny tsy mety lo+ ity mety lo ity, ary tsy maintsy hitafy ny tsy mety maty ity mety maty+ ity.
21 Izay mandresy+ dia havelako hiara-mipetraka amiko eo amin’ny seza fiandrianako,+ tahaka ny nandreseko ka niarahako nipetraka+ tamin’ny Raiko teo amin’ny seza fiandrianany.+