FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 13:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Marary ny fo raha mihemotra foana ny fahatanterahan’ny zavatra antenaina,+ fa hazon’aina kosa ny faniriana tanteraka.+

  • Kolosianina 1:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 raha maharitra amin’ny finoana+ ianareo, ka miorina tsara eo amin’ny fototra,+ ary tsy mihozongozona+ na voafindra hiala amin’ny fanantenana an’ilay vaovao tsara renareo+ sady notorina+ tamin’ny zavaboary+ rehetra eny ambanin’ny lanitra. Ary tonga mpanompo mitory an’io vaovao tsara io izaho Paoly.+

  • Hebreo 11:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Maty+ tamim-pinoana ireo rehetra ireo, na dia tsy hitany aza ny fahatanterahan’ny fampanantenana,+ fa tazany lavitra+ kosa, ka faly niandrandra izany izy ireo, ary nanambara ampahibemaso fa vahiny sy mpivahiny teo amin’ilay tany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara