FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 5:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “Aza mihevitra hoe tonga hanafoana ny Lalàna+ na ny Mpaminany aho. Tsy tonga hanafoana aho, fa hanatanteraka.+

  • Romanina 7:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Fa ankehitriny kosa dia afaka amin’ny Lalàna isika,+ satria efa maty+ ny amin’izay nihazonana mafy antsika, mba ho mpanompo+ amin’ny heviny vaovao isika noho ny fanahy masina,+ fa tsy amin’ny heviny taloha noho ny fehezan-dalàna an-tsoratra.+

  • Efesianina 2:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ny nofony+ no nanafoanany ny fandrafiana,+ dia ny Lalàna misy didy maro,+ mba hamoronany olom-baovao iray+ ho tafaray aminy avy amin’ireo firenena roa,+ ka hamitranany fihavanana,

  • Kolosianina 2:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary novonoiny+ ilay sora-tanana+ nisy didy maro,+ izay niampanga antsika sy nanameloka antsika.+ Eny, nesoriny izy io rehefa nofantsihany+ tamin’ny hazo fijaliana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara