Isaia 28:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Koa izao no lazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Mametraka vato fototra ao Ziona+ aho, dia vato+ voasedra,+ eny, ilay vato fehizoro+ sarobidy izay fototra+ azo antoka. Tsy ho raiki-tahotra izay mino azy.+ Jeremia 17:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hotahina kosa izay olona matoky an’i Jehovah sy mametraka ny fitokisany amin’i Jehovah.+ Romanina 9:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 araka ny voasoratra hoe: “Mametraka vato+ mahatafintohina sy vatolampy mahalavo+ ao Ziona aho, nefa tsy ho diso fanantenana izay mino azy io.”+
16 Koa izao no lazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Mametraka vato fototra ao Ziona+ aho, dia vato+ voasedra,+ eny, ilay vato fehizoro+ sarobidy izay fototra+ azo antoka. Tsy ho raiki-tahotra izay mino azy.+
33 araka ny voasoratra hoe: “Mametraka vato+ mahatafintohina sy vatolampy mahalavo+ ao Ziona aho, nefa tsy ho diso fanantenana izay mino azy io.”+