Isaia 53:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 53 Iza no mba nino ny zavatra renay?+ Ary tamin’iza no naharihary+ ny sandrin’i Jehovah?+ Jaona 12:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 mba hahatanteraka ny tenin’i Isaia mpaminany hoe: “Jehovah ô, iza no mba nino ny zavatra renay?+ Ary tamin’iza no naharihary ny sandrin’i Jehovah?”+
38 mba hahatanteraka ny tenin’i Isaia mpaminany hoe: “Jehovah ô, iza no mba nino ny zavatra renay?+ Ary tamin’iza no naharihary ny sandrin’i Jehovah?”+