Efesianina 4:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Aoka kosa ianareo ho tsara fanahy+ amin’ny namanareo avy, ka hangoraka+ sy hifamela heloka tanteraka, toy ny namelan’Andriamanitra tanteraka ny helokareo,+ tamin’ny alalan’i Kristy.
32 Aoka kosa ianareo ho tsara fanahy+ amin’ny namanareo avy, ka hangoraka+ sy hifamela heloka tanteraka, toy ny namelan’Andriamanitra tanteraka ny helokareo,+ tamin’ny alalan’i Kristy.