Jaona 19:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia namaly i Jesosy hoe: “Tsy ho nanana fahefana amiko velively ianao raha tsy nomena anao avy tany ambony izany.+ Koa izay nanolotra ahy taminao no meloka kokoa.”
11 Dia namaly i Jesosy hoe: “Tsy ho nanana fahefana amiko velively ianao raha tsy nomena anao avy tany ambony izany.+ Koa izay nanolotra ahy taminao no meloka kokoa.”