Galatianina 5:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa ny Lalàna manontolo dia tanteraka+ ao amin’ilay didy tokana hoe: “Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao.”+ Jakoba 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tena tsara anefa ny ataonareo raha ankatoavinareo hatrany izao mpanjakan’ny lalàna*+ izao, araka ny voalaza ao amin’ny Soratra Masina hoe: “Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao.”+
14 Fa ny Lalàna manontolo dia tanteraka+ ao amin’ilay didy tokana hoe: “Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao.”+
8 Tena tsara anefa ny ataonareo raha ankatoavinareo hatrany izao mpanjakan’ny lalàna*+ izao, araka ny voalaza ao amin’ny Soratra Masina hoe: “Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao.”+