FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Lioka 21:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Koa miambena hatrany,+ ary mitalahoa mandrakariva+ mba ho afa-mandositra izany zava-drehetra tsy maintsy ho tonga izany ianareo, ka ho afaka hitsangana eo anatrehan’ny Zanak’olona.”+

  • 1 Korintianina 15:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Aoka ianareo hifoha sy hahatsiaro saina+ ka hanao ny marina, ary aza zatra manota. Tsy manana fahalalana an’Andriamanitra mantsy ny sasany.+ Ny hampahamenatra anareo no ilazako izany.+

  • 1 Tesalonianina 5:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Koa aoka àry isika tsy hatory+ toy ny hafa,+ fa aoka kosa hifoha hatrany+ sy hisaina tsara foana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara