Ohabolana 21:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Zava-maharikoriko ny sorona ataon’ny ratsy fanahy,+ mainka moa raha olona manana fitondran-tena baranahiny no manatitra izany.+ Efesianina 4:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Efa tsy mahalala menatra intsony+ izy ireny, ka manaram-po amin’ny fitondran-tena baranahiny+ hanao izao karazam-pahalotoana+ rehetra izao, sady tsy mety afa-po+ fa mbola te hanao foana.
27 Zava-maharikoriko ny sorona ataon’ny ratsy fanahy,+ mainka moa raha olona manana fitondran-tena baranahiny no manatitra izany.+
19 Efa tsy mahalala menatra intsony+ izy ireny, ka manaram-po amin’ny fitondran-tena baranahiny+ hanao izao karazam-pahalotoana+ rehetra izao, sady tsy mety afa-po+ fa mbola te hanao foana.