1 Korintianina 6:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tsy fantatrareo angaha fa ny vatanareo no tempolin’ny+ fanahy masina, dia ny fanahy masina izay ao anatinareo+ sady azonareo avy amin’Andriamanitra? Ary tsy anareo intsony koa ny tenanareo,+
19 Tsy fantatrareo angaha fa ny vatanareo no tempolin’ny+ fanahy masina, dia ny fanahy masina izay ao anatinareo+ sady azonareo avy amin’Andriamanitra? Ary tsy anareo intsony koa ny tenanareo,+