Salamo 146:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Hidera an’i Jehovah aho mandritra ny androm-piainako.+Hihira fiderana ho an’Andriamanitro aho raha mbola velona koa.+ Galatianina 2:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Raha izaho kosa, dia noho izaho nanaraka ny lalàna no nahafaty ahy raha ny amin’ny lalàna,+ mba hahavelona ahy ho an’Andriamanitra.+ 1 Petera 4:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 mba tsy ho velona ho an’ny fanirian’olombelona intsony, fa ho velona hanao ny sitrapon’Andriamanitra+ kosa, amin’ny andro sisa hiainany ao amin’ny nofo.+
2 Hidera an’i Jehovah aho mandritra ny androm-piainako.+Hihira fiderana ho an’Andriamanitro aho raha mbola velona koa.+
19 Raha izaho kosa, dia noho izaho nanaraka ny lalàna no nahafaty ahy raha ny amin’ny lalàna,+ mba hahavelona ahy ho an’Andriamanitra.+
2 mba tsy ho velona ho an’ny fanirian’olombelona intsony, fa ho velona hanao ny sitrapon’Andriamanitra+ kosa, amin’ny andro sisa hiainany ao amin’ny nofo.+