23 Rehefa enjehiny ao amin’ny tanàna iray ianareo, dia mandosira any amin’ny tanàna hafa.+ Fa lazaiko aminareo marina tokoa fa tsy ho tapitra voatetinareo daholo ny tanànan’ny+ Israely, mandra-pahatongan’ny Zanak’olona.+
13 Fa izahay kosa hirehareha, nefa tsy any ivelan’ny faritra nanendrena anay,+ fa ao anatin’ny faritry ny faritany nozarain’Andriamanitra ho anay ihany araka ny fandrefesana, ka nataony tonga hatratỳ aminareo izany.+