15 Tsy mirehareha any ivelan’ny faritra nanendrena anay izahay, eny, tsy mirehareha eo amin’izay isasaran’ny hafa.+ Fa antenainay kosa fa arakaraka ny itomboan’ny finoanareo,+ dia hisy lanjany eo aminareo izahay ao anatin’ny faritaninay.+ Ary vao mainka tena hisy lanjany aza izahay,