Romanina 1:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Tsy tiako tsy ho fantatrareo anefa, ry rahalahy,+ fa efa imbetsaka aho no nikasa hankatỳ aminareo+ mba hahazoako vokatra+ eo aminareo koa, tahaka ny eo amin’ny hafa firenena, kanefa voasakana aho hatramin’izao.
13 Tsy tiako tsy ho fantatrareo anefa, ry rahalahy,+ fa efa imbetsaka aho no nikasa hankatỳ aminareo+ mba hahazoako vokatra+ eo aminareo koa, tahaka ny eo amin’ny hafa firenena, kanefa voasakana aho hatramin’izao.