2 Korintianina 8:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary sitrapon’izy ireo ny niangavy anay mafy tsy an-kijanona mba hahafahany haneho hatsaram-panahy, ka handray anjara amin’ilay fanompoana an’ireo olona masina.+
4 Ary sitrapon’izy ireo ny niangavy anay mafy tsy an-kijanona mba hahafahany haneho hatsaram-panahy, ka handray anjara amin’ilay fanompoana an’ireo olona masina.+