Romanina 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 sy fahoriana ary fijaliana, eny, ho an’izay rehetra manao ratsy, eo amin’ny Jiosy+ aloha vao ny Grika koa;+ Romanina 9:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Fa iza tokoa moa ianao, ralehilahy,+ no hamalivaly an’Andriamanitra?+ Izay novolavolaina ve hilaza amin’ilay namolavola azy hoe: “Nahoana ianao no nanao ahy toy izao?”+
9 sy fahoriana ary fijaliana, eny, ho an’izay rehetra manao ratsy, eo amin’ny Jiosy+ aloha vao ny Grika koa;+
20 Fa iza tokoa moa ianao, ralehilahy,+ no hamalivaly an’Andriamanitra?+ Izay novolavolaina ve hilaza amin’ilay namolavola azy hoe: “Nahoana ianao no nanao ahy toy izao?”+