4 Hoy i Jehovah taminy: “Mandehana mamakivaky ny tanàna, dia i Jerosalema, ka asio marika eo amin’ny handrin’ny olona misento sy mitaraina+ noho ny zava-maharikoriko rehetra atao ao.”+
9 dia faly aho ankehitriny, tsy hoe satria nampalahelovina fotsiny ianareo, fa satria nampalahelovina mba hibebaka.+ Fa nampalahelovina araka ny sitrapon’Andriamanitra ianareo,+ ka tsy hisy na inona na inona hafoinareo noho ny aminay.