Galatianina 5:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Lalivay kely fotsiny mantsy dia mampitombo ny koba manontolo.+ 2 Timoty 2:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 ary ny teniny dia hiely toy ny fery mandoaka.+ Anisan’izy ireny i Hymeneo sy Fileto.+