Mpitoriteny 9:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Aleo fahendrena toy izay fitaovam-piadiana. Ary afaka manimba zava-tsoa maro na dia mpanota iray monja aza.+ 1 Korintianina 15:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Aza manaiky ho voafitaka ianareo: Ny naman-dratsy dia manimba ny fahazarana mahasoa.+
18 Aleo fahendrena toy izay fitaovam-piadiana. Ary afaka manimba zava-tsoa maro na dia mpanota iray monja aza.+