Romanina 16:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Mampamangy anareo i Gaio,+ mpampiantrano ahy sy mpampiantrano ny fiangonana manontolo. Mampamangy anareo i Erasto, mpitantam-bolan’ny tanàna,+ sy Koarto rahalahiny.
23 Mampamangy anareo i Gaio,+ mpampiantrano ahy sy mpampiantrano ny fiangonana manontolo. Mampamangy anareo i Erasto, mpitantam-bolan’ny tanàna,+ sy Koarto rahalahiny.