Apokalypsy 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “‘Misy zavatra vitsivitsy hitako aminao anefa: Ao aminao ireo mitana mafy ny fampianaran’i Balama,+ izay nampianatra an’i Balaka+ hitaona ny zanak’Israely hanota, ka hihinana zavatra natao sorona ho an’ny sampy sy hijangajanga.+
14 “‘Misy zavatra vitsivitsy hitako aminao anefa: Ao aminao ireo mitana mafy ny fampianaran’i Balama,+ izay nampianatra an’i Balaka+ hitaona ny zanak’Israely hanota, ka hihinana zavatra natao sorona ho an’ny sampy sy hijangajanga.+